Ezra 8:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Obadia, zanak’i Jehiela, avy tamin’ny taranak’i Joaba, mbamin’ny namany valo amby folo sy roanjato lahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Jôaba, i Abediasa zanak’i Jehiela mbamin’ireo valo ambin’ny folo amby zato lahy izay niaraka taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hôbadià, zanakalahin’i Jehiela, mbamin’ireo namany 218 lahy, samy avy amin’ny terak’i Jôaba;
Malagasy Bible 1865
Obadia, zanak'i Jehiela, avy tamin'ny taranak'i Joaba, mbamin'ny namany valo ambin'ny folo amby roan-jato lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Obadia, zanak’i Jehiela, avy tamin’ny taranak’i Joaba, mbamin’ny namany valo amby folo sy roanjato lahy;
malagasy
Obadia, zanak'i Jehiela, avy tamin'ny taranak'i Joaba, mbamin'ny namany valo ambin'ny folo amby roan-jato lahy;