Ezra 9:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, inona no holazainay amin’izany? Fa efa nahafoy ny didinao izahay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, ry Andriamanitra ô, ahoana no holazainay manaraka izany? Fa efa nahafoy ny didinao izahay;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, inona no holazainay amin’izany? Efa nafoinay ny didinao,
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, ahoana no holazainay amin'izany? Fa efa nahafoy ny didinao izahay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, inona no holazainay amin’izany? Fa efa nahafoy ny didinao izahay,
malagasy
Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, ahoana no holazainay amin'izany? Fa efa nahafoy ny didinao izahay,