Ezra 9:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nandre izany zavatra izany aho dia nandriatra ny lambako sy ny akanjoko sady nanongotra ny voloko sy ny volombavako, dia nipetraka tahaka ny torana aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nandre izany aho dia norovitiko ny akanjoko sy ny kapaotiko, norombotako ny volondohako aman-tsomotro, dia tafatombina nivarahontsana teo aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nandre izany aho, dia nandriatra ny lambako sy ny akanjoko sady nandrompotra ny volon-dohako sy ny somotro; ary nipetraka tahaka ilay torana iny aho,
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandre izany zavatra izany aho, dia nandriatra ny lambako sy ny akanjoko sady nandrompotra ny volon-dohako sy ny somotro, dia nipetraka tahaka ilay torana iny aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nandre izany zavatra izany aho dia nandriatra ny lambako sy ny akanjoko sady nanongotra ny voloko sy ny volombavako, dia nipetraka tahaka ny torana aho.
malagasy
Ary nony nandre izany zavatra izany aho, dia nandriatra ny lambako sy ny akanjoko sady nandrompotra ny volon-dohako sy ny somotro, dia nipetraka tahaka ilay torana iny aho.