Ezra 9:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny hoe: Andriamanitro ô, menatra sy mangaihay aho raha miandrandra aminao, ry Andriamanitro ô; fa efa nihamaro mihoatra ny lohanay ny helokay ary ny fahotanay dia lehibe manakatra ny lanitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Andriamanitra ô, safo-kenatra sy mangaihay loatra aho, tsy sahy miandrandra mankany aminao Andriamanitro, fa nitombo nihoatra ny lohanay ny helokay, ary niakatra nanakatra ny lanitra ny fahotanay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nivavaka nanao hoe: –Andriamanitro ô, menatra sy mangaihay loatra aho; ka tsy sahiko ny miandrandra aminao, ry Andriamanitro ô, satria efa nihamaro sady niavosa mihoatra ny lohanay ny helokay ary lehibe manakatra ny lanitra ny fahotanay.
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Andriamanitro ô, menatra sy mangaihay aho, raha miandrandra aminao, ry Andriamanitro ô; fa efa nihamaro mihoatra ny lohanay ny helokay, ary ny fahotanay dia lehibe manakatra ny lanitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny hoe: Andriamanitro ô, menatra sy mangaihay aho raha miandrandra aminao, ry Andriamanitro ô; fa efa nihamaro mihoatra ny lohanay ny helokay ary ny fahotanay dia lehibe manakatra ny lanitra;
malagasy
ka nanao hoe: Andriamanitro ô, menatra sy mangaihay aho, raha miandrandra aminao, ry Andriamanitro ô; fa efa nihamaro mihoatra ny lohanay ny helokay, ary ny fahotanay dia lehibe manakatra ny lanitra;