Ezra 9:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hatramin’ny andron’ny razanay ka mandraka androany dia lehibe ny helokay; ny helokay no nanolorana anay sy ny mpanjakanay ary ny mpisorona ho eo an-tanan’ny mpanjakan’ny tany hafa, ho fatin-tsabatra sy ho babo ary ho voaroba sy hangaihay tahaka ny amin’izao anio izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatramin’ny andron’ny razanay ka mandrak’androany, dia efa meloka loza erỳ izahay; ary noho ny helokay ihany no nanolorana anay mbamin’ny mpanjakanay sy ny mpisoronay, ho eo an-tanan’ny mpanjakan’ny tany hafa, ho matin-tsabatra, ho babo, horobaina, ary hangaihay tahaka ny amin’izao anio izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hatramin’ny andron’ireo razanay ka mandraka androany, dia lehibe ny fahotanay vahoakanao; ny helokay ihany no nanoloranao anay sy ny mpanjakanay ary ny mpisoronay ho eo an-tanan’ireo mpanjakan’ny tany hafa hovonoin-tsabatra, ho babo, ho voaroba, ary hangaihay tahaka ny mbola mihatra aminay izao.
Malagasy Bible 1865
fa hatramin'ny andron'ny razanay ka mandraka androany dia lehibe ny helokay; ary ny helokay no nanolorana anay sy ny mpanjakanay ary ny mpisoronay ho eo an-tànan'ny mpanjakan'ny tany hafa, hovonoin-tsabatra sy ho babo sy ho voaroba ary hangaihay tahaka ny amin'izao anio izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hatramin’ny andron’ny razanay ka mandraka androany dia lehibe ny helokay; ny helokay no nanolorana anay sy ny mpanjakanay ary ny mpisorona ho eo an-tanan’ny mpanjakan’ny tany hafa, ho fatin-tsabatra sy ho babo ary ho voaroba sy hangaihay tahaka ny amin’izao anio izao.
malagasy