Galatians 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, fa ny amin’ny Filazantsara izay notoriko, dia tsy araka ny fanaon’ny olona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampahafantariko anareo, ry kristianina havana, fa ny Evanjely izay notoriko taminareo, dia tsy mba avy amin’olombelona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampahafantariko anareo, ry havana, fa ny Vaovao Mahafaly notorîko taminareo dia tsy zavatra novolavolain’olombelona.
Malagasy Bible 1865
Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, fa ny amin’ny Filazantsara izay notoriko, dia tsy araka ny fanaon’ny olona,
malagasy
Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany.