Galatians 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria sady tsy nandray azy tamin’olona aho no tsy mba nampianarina, fa tamin’ny fanambaràn’i Jesosy Kristy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy tamin’olombelona no nandraisako na nianarako azy, fa tamin’ny fanambaràn’i Jesoa Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hoe olombelona no nandraisako azy na nianarako azy, fa i Jesoa Kristy no nanambara azy tamiko.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria sady tsy nandray azy tamin’olona aho no tsy mba nampianarina, fa tamin’ny fanambaràn’i Jesosy Kristy* ihany.
malagasy
Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany.