Galatians 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa renareo ny toetrako fahiny nanoloana ny fivavahan’ny Jiosy; nanenjika mafy ny fiangonan’Andriamanitra aho ka nandrava azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa renareo ihany ny toetrako fony aho mbola nanaraka ny fivavahan’ny Jody, fa nanenjika fatratra ny Eglizin’Andriamanitra sy nandrava azy aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, efa renareo ny fomba fiainako fahiny fony aho mbola nanaraka ny fivavahana jiosy: nanenjika lozantany ny Fiangonan’Andriamanitra aho ary nilofo handrava azy.
Malagasy Bible 1865
Fa efa renareo ny toetro fahiny tamin'ny fivavahan'ny Jiosy, fa nanenjika ny fiangonan 'Andriamanitra efa izay tsy izy aho ka nandrava azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa renareo ny toetrako fahiny nanoloana ny fivavahan’ny Jiosy*; nanenjika mafy ny fiangonan’Andriamanitra aho ka nandrava azy;
malagasy
Fa efa renareo ny toetro fahiny tamin'ny fivavahan'ny Jiosy, fa nanenjika ny fiangonan'Andriamanitra efa izay tsy izy aho ka nandrava azy; [ Gr. eklesia]