Galatians 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nandroso tamin’ny fivavahan’ny Jiosy koa, mihoatra noho ny maro indray mihira amiko eo amin’ny fireneko, sady tena fatra-pitana ny fampianarana voatolotry ny razako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nandroso tamin’ny fivavahan’ny Jody mihoatra noho ny maro indray nihira tamiko teo amin’ny fireneko aho, sady fatra-pitàna ny lovantsofina avy amin’ny razako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandroso tokoa aho tamin’ny fivavahana jiosy ary nihoatra ny ankamaroan’ireo indray nihira tamiko teo amin’ny fireneko sady fatra-pitana kokoa noho izy ireo ny fampianarana nampitain’ny razako.
Malagasy Bible 1865
ary nandroso tamin'ny fivavahan'ny Jiosy mihoatra noho ny maro izay indray mihira amiko eo amin'ny fireneko aho ka fatra-pitana ny fampianarana voatolotry ny razako indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nandroso tamin’ny fivavahan’ny Jiosy koa, mihoatra noho ny maro indray mihira amiko eo amin’ny fireneko, sady tena fatra-pitana ny fampianarana voatolotry ny razako.
malagasy
ary nandroso tamin'ny fivavahan'ny Jiosy mihoatra noho ny maro izay indray mihira amiko eo amin'ny fireneko aho ka fatra-pitana ny fampianarana voatolotry ny razako indrindra.