Galatians 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa sitrak’Andriamanitra, izay nanokana ahy hatrany an-kibon’Ineny sy niantso ahy tamin’ny fahasoavany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa, nony sitrak’Andriamanitra, Ilay nanokana ahy hatrany an-kibon-dreniko, sy niantso ahy tamin’ny fahasoavany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa natokan’Andriamanitra dieny hatrany am-bohòka aho ary nantsoiny hanompo Azy noho ny fahasoavany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha sitrak'Andriamanitra, Izay nanokana ahy hatrany an-kibon'ineny ny niantso ahy tamin'ny fahasoavany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa sitrak’Andriamanitra, izay nanokana ahy hatrany an-kibon’Ineny sy niantso ahy tamin’ny fahasoavany,
malagasy
Fa raha sitrak'Andriamanitra, Izay nanokana ahy hatrany an-kibon'ineny ny niantso ahy tamin'ny fahasoavany,