Galatians 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny nampiseho ny Zanany tato anatiko, mba hitoriako Azy any amin’ny Jentilisa, niaraka tamin’izay dia tsy naka saina tamin’ny nofo aman-dra aho
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny hanambara ny Zanany tato anatiko, mba hitoriako Azy any amin’ny Jentily, niaraka tamin’izay, dia tsy naka hevitra tamin’ny nofo aman-dra aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa sitrak’Andriamanitra ny nanambara ny Zanany tato anatiko, mba hitoriako ny Vaovao Mahafaly momba azy amin’ny hafa firenena, dia tsy naka saina tamin’olombelona osa sy malemy aho,
Malagasy Bible 1865
ny nampiseho ny Zanany tato anatiko, mba hitoriako Azy any amin'ny jentilisa, niaraka tamin'izay dia tsy naka saina tamin'ny nofo aman-drà aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny nampiseho ny Zanany tato anatiko, mba hitoriako Azy any amin’ny Jentilisa*, niaraka tamin’izay dia tsy naka saina tamin’ny nofo aman-dra aho
malagasy
ny nampiseho ny Zanany tato anatiko, mba hitoriako Azy any amin'ny jentilisa, niaraka tamin'izay dia tsy naka saina tamin'ny nofo aman-drà aho,