Galatians 1:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy niakatra tany Jerosalema ho any amin’izay apostoly talohako aho, fa lasa nankany Arabia dia niverina ho any Damaskosy indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na niakatra tany Jerosalema ho any amin’ny Apôstôly talohako akory, fa lasa nankany Arabia, dia niverina ho any Damasy indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tsy niakatra tany Jerosalema hanatona ireo apôstôly talohako; fa lasa aho nankany Arabia ary dia niverina tany Damasy indray.
Malagasy Bible 1865
ary tsy niakatra tany Jerosalema ho any amin'izay Apostoly talohako aho, fa lasa nankany Arabia, dia niverina ho any Damaskosy indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy niakatra tany Jerosalema ho any amin’izay apostoly talohako aho, fa lasa nankany Arabia dia niverina ho any Damaskosy indray.
malagasy
ary tsy niakatra tany Jerosalema ho any amin'izay Apostoly talohako aho, fa lasa nankany Arabia, dia niverina ho any Damaskosy indray.