Galatians 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka telo taona dia niakatra tany Jerosalema mba hifankahalala amin’i Kefasy aho ka nitoetra tao aminy nandritra ny dimy amby folo andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa telo taona tatỳ aorian’izany, vao niakatra hamangy an’i Piera tany Jerosalema aho, sy nitoetra tao aminy tapa-bolana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Telo taona taorian’izany vao niakatra tany Jerosalema aho mba hifankahita amin’i Petera ary dia nitoetra tapa-bolana niaraka taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka telo taona, dia niakatra tany Jerosalema hamangy an'i Kefasy aho ka nitoetra tao aminy dimy ambin'ny folo andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka telo taona dia niakatra tany Jerosalema mba hifankahalala amin’i Kefasy aho ka nitoetra tao aminy nandritra ny dimy amby folo andro.
malagasy
Ary rehefa afaka telo taona, dia niakatra tany Jerosalema hamangy an'i Kefasy aho ka nitoetra tao aminy dimy ambin'ny folo andro.