Galatians 1:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ny apostoly sasany dia tsy nisy hitako afa-tsy i Jakoba, rahalahin’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny Apôstôly sasany, dia tsy nisy hitako afa-tsy i Jakôba rahalahin’ny Tompo ihany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nahita apôstôly hafa aho; fa ny hitako dia i Jakôba rahalahin’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny Apostoly sasany dia tsy nisy hitako afa-tsy Jakoba, rahalahin'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ny apostoly sasany dia tsy nisy hitako afa-tsy i Jakoba, rahalahin’ny Tompo.
malagasy
Nefa ny Apostoly sasany dia tsy nisy hitako afa-tsy Jakoba, rahalahin'ny Tompo. [ Na: fa Jakoba kosa]