Galatians 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbamin’ny rahalahy rehetra izay ato amiko, no mamangy ny fiangonana any Galatia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ny havana iray finoana rehetra izay ato amiko, mamangy ny Eglizy rehetra atỳ Galasia:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamangy anareo Fiangonana atỳ Galatia aho ary mamangy anareo koa ny kristianina rehetra tafaraka amiko eto.
Malagasy Bible 1865
mbamin'ny rahalahy rehetra izay ato amiko, mamangy ny fiangonana atỳ Galatia:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbamin’ny rahalahy rehetra izay ato amiko, no mamangy ny fiangonana any Galatia.
malagasy
mbamin'ny rahalahy rehetra izay ato amiko, mamangy ny fiangonana atỳ Galatia: [ Gr. eklesia]