Galatians 1:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, eo anatrehan’Andriamanitra izay zavatra soratako aminareo fa tsy mandainga aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao zavatra lazaiko soratako aminareo izao anie, dia lazaiko marina eo anatrehan’Andriamanitra, fa tsy mandainga aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Momba izao zavatra soratako aminareo izao, dia ijoroako eto anatrehan’Andriamanitra fa tsy mandainga aho!
Malagasy Bible 1865
Ary izay zavatra soratako aminareo, indro, eo anatrehan'Andriamanitra fa tsy mandainga aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, eo anatrehan’Andriamanitra izay zavatra soratako aminareo fa tsy mandainga aho.
malagasy
Ary izay zavatra soratako aminareo, indro, eo anatrehan'Andriamanitra fa tsy mandainga aho.