Galatians 1:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany dia tonga tany amin’ny tany Siria sy Kilikia aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany dia nankany amin’ny faritanin’i Siria sy Silisia aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia lasa nankany amin’ny faritany Siria sy Silisia aho.
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin'ny tany Syria sy Kilikia aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany dia tonga tany amin’ny tany Siria sy Kilikia aho;
malagasy
Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin'ny tany Syria sy Kilikia aho;