Galatians 1:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy mbola fantatry ny fiangonana any Jodia, izay ao amin’i Kristy, ny tarehiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mbola nisy nahita tava ahy akory ny Eglizy rehetra tany Jodea ao amin’i Kristy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra izany fotoana izany, dia tsy mbola nisy nahita tava ahy ireo anisan’ny Fiangonana kristianina tany Jodea.
Malagasy Bible 1865
ary tsy mbola fantatry ny fiangonana any Jodia, izay ao amin'i Kristy, ny tarehiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy mbola fantatry ny fiangonana any Jodia*, izay ao amin’i Kristy, ny tarehiko.
malagasy
ary tsy mbola fantatry ny fiangonana any Jodia, izay ao amin'i Kristy, ny tarehiko. [ Gr. eklesia]