Galatians 1:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankalaza an’Andriamanitra noho ny amiko izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia ny nankalaza an’Andriamanitra noho ny amiko no nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia nanome voninahitra an’Andriamanitra ry zareo noho ny amiko.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nankalazany an'Andriamanitra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankalaza an’Andriamanitra noho ny amiko izy ireo.
malagasy
Ary dia nankalazany an'Andriamanitra aho.