Galatians 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompontsika
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho ao aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana, avy amin’Andriamanitra Ray, sy i Jesoa Kristy Tompontsika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy Bible 1865
ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompontsika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompontsika
malagasy
ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompontsika,