Galatians 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika mba hanafahany antsika amin’izao vanim-potoana ratsy ankehitriny izao, araka ny sitrapon’Andriamanitra Raintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nanolo-tena noho ny fahotantsika, mba hanafaka antsika amin’izao andro ratsy izao, araka ny lahatr’Andriamanitra Raintsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny sitrapon’Andriamanitra sady Raintsika, dia nanolo-tena i Jesoa Kristy mba hamonjy antsika amin’ny fahotantsika ary hanafaka antsika amin’izao tontolo anjakan’ny ratsy ankehitriny izao.
Malagasy Bible 1865
Izay nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika, hanafahany antsika amin'izao miara-belona ratsy fanahy izao, araka ny sitrapon'Andriamanitra Raintsika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika mba hanafahany antsika amin’izao vanim-potoana ratsy ankehitriny izao, araka ny sitrapon’Andriamanitra Raintsika.
malagasy
Izay nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika, hanafahany antsika amin'izao miara-belona ratsy fanahy izao, araka ny sitrapon'Andriamanitra Raintsika; [ Na: izao andro ratsy izao]