Galatians 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay tsy Filazantsara akory, saingy misy ny manakorontana anareo ka ta hanova ny Filazantsaran’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy dia hoe misy Evanjely hafa akory anie, fa ny Evanjelin’i Kristy ihany no tadiavin’ny sasany hovana, mba hampitabataba anareo fotsiny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hoe misy Vaovao Mahafaly hafa tsy akory, saingy misy olona mandrebireby anareo ary te hamilavila ny Vaovao Mahafaly momba an’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
izay tsy filazantsara akory, fa saingy misy ny sasany mampitabataba anareo ka ta-hamadika ny filazantsaran'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay tsy filazantsara akory, saingy misy ny manakorontana anareo ka ta hanova ny Filazantsaran’i Kristy.
malagasy
izay tsy filazantsara akory, fa saingy misy ny sasany mampitabataba anareo ka ta-hamadika ny filazantsaran'i Kristy. [ Gr. anankiray koa]