Galatians 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy izay efa notorinay taminareo dia aoka ho voaozona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na ny tenanay, na Anjely avy any an-danitra aza, ka mitory Evanjely hafa noho izay efa notorinay taminareo, dia aoka ho voaozona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa raha misy olona, na dia izahay na anjely avy any an-danitra aza, mitory Vaovao Mahafaly hafa noho izay efa notorînay taminareo, dia aoka izy ho voaozona!
Malagasy Bible 1865
Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy izay efa notorinay taminareo dia aoka ho voaozona izy.
malagasy
Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona izy. [ Na: manohitra] [ Gr. anatema]