Galatians 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny efa voalazanay no lazaiko indray ankehitriny: Raha misy olona mitory filazantsara hafa aminareo, afa-tsy izay efa noraisinareo, dia aoka ho voaozona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa voalazanay taloha izany, sady mbola averiko indray ankehitriny, fa raha misy olona mitory aminareo Evanjely hafa noho izay noraisinareo, dia aoka ho voaozona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa voalazanay taminareo taloha izany ary mbola averiko indray ankehitriny fa raha misy mitory Vaovao Mahafaly hafa noho izay efa noraisinareo, aoka izy ho voaozona!
Malagasy Bible 1865
Araka ny voalazanay fahiny no lazaiko indray ankehitriny: Raha misy olona mitory filazantsara hafa aminareo, afa-tsy izay efa noraisinareo, aoka ho voaozona izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny efa voalazanay no lazaiko indray ankehitriny: Raha misy olona mitory filazantsara hafa aminareo, afa-tsy izay efa noraisinareo, dia aoka ho voaozona izy.
malagasy
Araka ny voalazanay fahiny no lazaiko indray ankehitriny: Raha misy olona mitory filazantsara hafa aminareo, afa-tsy izay efa noraisinareo, aoka ho voaozona izy, [ Gr. anatema]