Galatians 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka efatra amby folo taona dia niakatra tany Jerosalema indray izahay sy i Barnabasy; nentiko niaraka tamiko koa i Titosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efatra ambin’ny folo taona taorian’izany, dia niakatra tany Jerosalema indray aho; i Barnabe niaraka tamiko, i Tito nentiko koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niakatra tany Jerosalema indray aho, 14 taona tatỳ aoriana, ka nomban’i Barnabà sady nitondra an’i Tito niaraka tamiko.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka efatra ambin'ny folo taona, dia niakatra tany Jerosalema indray izaho sy Barnabasy, ary Titosy dia nentiko niaraka tamiko koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka efatra amby folo taona dia niakatra tany Jerosalema indray izahay sy i Barnabasy; nentiko niaraka tamiko koa i Titosy.
malagasy
Ary nony afaka efatra ambin'ny folo taona, dia niakatra tany Jerosalema indray izaho sy Barnabasy, ary Titosy dia nentiko niaraka tamiko koa.