Galatians 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao ihany no tokony hataonay: Hahatsiaro ny mahantra; nampahazoto ahy rahateo ny hanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hany hafany dia ny hahatsiarovanay ny mahantra; ka zavatra nahazoto ahy rahateo ny hanao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hany zavatra nangatahin’izy telo lahy taminay dia ny hahatsiarovanay ireo mahantran’ny Fiangonana tao Jerosalema; ary nahazoto ahy rahateo ny hanao izany.
Malagasy Bible 1865
Izao ihany no tiany, dia ny mba hahatsiarovanay ny malahelo, sady nahazoto ahy indrindra rahateo ny hanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao ihany no tokony hataonay: Hahatsiaro ny mahantra; nampahazoto ahy rahateo ny hanao izany.
malagasy
Izao ihany no tiany, dia ny mba hahatsiarovanay ny malahelo, sady nahazoto ahy indrindra rahateo ny hanao izany.