Galatians 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga tany Antiokia anefa i Kefasy dia nanohitra azy teo imasony aho satria hita fa nanan-tsiny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany Antiôkia anefa i Sefasy, dia notoheriko an-kitsirano izao, fa hita fa nanan-tsiny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nony tonga tany Antiôkia i Petera, dia notoheriko ampahibemaso satria tsy mety ny nataony.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga tany Antiokia Kefasy, dia nanohitra azy nifanatrika aho, satria hita fa nanan-tsiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga tany Antiokia anefa i Kefasy dia nanohitra azy teo imasony aho satria hita fa nanan-tsiny izy.
malagasy
Ary nony tonga tany Antiokia Kefasy, dia nanohitra azy nifanatrika aho, satria hita fa nanan-tsiny izy.