Galatians 2:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niara-nihatsaravelatsihy taminy koa ny Jiosy sasany ka i Barnabasy avy aza dia mba voataonan’ny fihatsarambelatsihiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy aza Jody sasany, niara-nanao tsikombakomba taminy koa, ka voatarik’izany hatramin’ny tenan’i Barnabe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ireo Jiosy mpino sasany dia niara-nihatsaravelatsihy tamin’i Petera, ka i Barnabà avy aza no voataonan’ny fihatsaràmbelatsihin-dry zareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Jiosy sasany koa niara-nihatsaravelatsihy taminy, ka Barnabasy avy aza mba voataonan'ny fihatsaram-belatsihiny koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niara-nihatsaravelatsihy taminy koa ny Jiosy* sasany ka i Barnabasy avy aza dia mba voataonan’ny fihatsarambelatsihiny.
malagasy
Ary ny Jiosy sasany koa niara-nihatsaravelatsihy taminy, ka Barnabasy avy aza mba voataonan'ny fihatsaram-belatsihiny koa.