Galatians 2:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taranaka Jiosy isika, fa tsy mba avy amin’ny Jentilisa mpanota,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Taranaky ny Jody isika, fa tsy mba mpanota avy amin’ny Jentily;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy aho aminareo: «Jiosy ara-pirazanana izahay, fa tsy mba mpanota avy amin’ny hafa firenena.
Malagasy Bible 1865
Taranaky ny Jiosy isika, fa tsy mba mpanota avy amin'ny jentilisa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taranaka Jiosy* isika, fa tsy mba avy amin’ny Jentilisa* mpanota,
malagasy
Taranaky ny Jiosy isika, fa tsy mba mpanota avy amin'ny jentilisa,