Galatians 2:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ny zavatra efa noravako no atsangako indray dia mahatsiaro tena ho diso aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha izay noravako no atsangako indray, dia miampanga tena ho mpandika mihitsy aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny zavatra efa noravako manko no ajoroko indray, dia asehoko miharihary ny maha pandika lalàna ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha ny zavatra efa noravako no atsangako indray, dia mampiseho ny tenako fa diso aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ny zavatra efa noravako no atsangako indray dia mahatsiaro tena ho diso aho.
malagasy
Fa raha ny zavatra efa noravako no atsangako indray, dia mampiseho ny tenako fa diso aho.