Galatians 2:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy manafoana ny fahasoavan’Andriamanitra aho; fa raha avy amin’ny lalàna ny fahamarinana dia maty foana Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany dia tsy mahafoana ny fahasoavan’Andriamanitra aho; fa raha ohatra ka avy amin’ny Lalàna kosa ny fahamarinana, dia ho maty foana i Kristy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy ataoko very maina ny fahasoavan’Andriamanitra! Eny, raha ny lalàna no mahatonga ho marina eo imason’Andriamanitra, dia maty tsy amin’antony i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Tsy mahafoana ny fahasoavan'Andriamanitra aho; fa raha avy amin'ny lalàna ny fahamarinana, dia maty foana Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy manafoana ny fahasoavan’Andriamanitra aho; fa raha avy amin’ny lalàna ny fahamarinana dia maty foana Kristy.
malagasy
Tsy mahafoana ny fahasoavan'Andriamanitra aho; fa raha avy amin'ny lalàna ny fahamarinana, dia maty foana Kristy.