Galatians 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa i Titosy izay niaraka tamiko, na dia Grika aza, dia tsy mba noterena hoforana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na dia i Tito izay niaraka tamiko sy olona Jentily aza, dia tsy noterena hoforàna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa i Tito izay niaraka tamiko, na dia Grika aza, dia tsy noterena hoforana,
Malagasy Bible 1865
Kanefa na dia Titosy izay niaraka tamiko aza, dia tsy mba noterena hoforana, na dia Grika aza izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa i Titosy izay niaraka tamiko, na dia Grika aza, dia tsy mba noterena hoforana,
malagasy
Kanefa na dia Titosy izay niaraka tamiko aza, dia tsy mba noterena hoforana, na dia Grika aza izy,