Galatians 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy nety nanaiky ireo izahay na dia ora iray monja aza, mba hitoeran’ny fahamarinan’ny Filazantsara ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nety nanaraka ny hevitr’izy ireo mihitsy anefa izahay, na dia tapak’andro kely aza, mba hitoeran’ny fahamarinan’ny Evanjely eo aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy nikoy mihitsy izahay taminy, na indray mihelina aza, mba ho Vaovao Mahafaly marim-pototra no voatana ho anareo.
Malagasy Bible 1865
fa tsy nety nikoy ireo izahay na dia ora iray monja aza, mba hitoeran'ny fahamarinan'ny filazantsara aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy nety nanaiky ireo izahay na dia ora iray monja aza, mba hitoeran’ny fahamarinan’ny Filazantsara ho anareo.
malagasy
fa tsy nety nikoy ireo izahay na dia ora iray monja aza, mba hitoeran'ny fahamarinan'ny filazantsara aminareo.