Galatians 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hafa kosa no nataony nony hitany fa notolorana ny Filazantsara ho adidiko ho an’ny tsy voafora aho, tahaka an’i Petera ho an’ny voafora;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitany aza fa izaho no nametrahana ny Evanjely ho an’ny tsy voafora, tahaka an’i Piera ho an’ny voafora,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitany aza fa adidy nankinin’Andriamanitra tamiko ny mitory ny Vaovao Mahafaly amin’ireo hafa firenena, tahaka ny itorian’i Petera izany amin’ny Jiosy:
Malagasy Bible 1865
Fa hafa kosa no nataony, fa nony hitany fa notolorana ny filazantsara ho adidiko ho an'ny tsy voafora aho, tahaka an'i Petera ho an'ny voafora
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hafa kosa no nataony nony hitany fa notolorana ny Filazantsara ho adidiko ho an’ny tsy voafora aho, tahaka an’i Petera ho an’ny voafora;
malagasy
Fa hafa kosa no nataony, fa nony hitany fa notolorana ny filazantsara ho adidiko ho an'ny tsy voafora aho, tahaka an'i Petera ho an'ny voafora