Galatians 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Izay niasa tao amin’i Petera ka nahatonga azy ho apostoly ho an’ny voafora no niasa tao amiko koa ho an’ny Jentilisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria izay niasa tamin’i Piera haha-Apôstôly azy amin’ny voafora ihany no niasa tamiko koa haha-Apôstôly ahy ho an’ny Jentily,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
eny, Andriamanitra Izay niasa tao amin’i Petera hahatonga azy ho apôstôlin’ny Jiosy, dia niasa tao amiko ihany koa hahatonga ahy ho apôstôlin’ny hafa firenena.
Malagasy Bible 1865
(fa Izay niasa ho an'i Petera hah'Apostoly azy ho an'ny voafora no niasa ho ahy koa ho an'ny jentilisa),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Izay niasa tao amin’i Petera ka nahatonga azy ho apostoly ho an’ny voafora no niasa tao amiko koa ho an’ny Jentilisa.
malagasy
(fa Izay niasa ho an'i Petera hah'Apostoly azy ho an'ny voafora no niasa ho ahy koa ho an'ny jentilisa),