Galatians 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Galatiana adala, iza no namosavy anareo? Teo imasonareo indrindra anefa no nanehoana marimarina an’i Jesosy Kristy voahombo tamin’ny hazofijaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Galata adala! iza no dia nandrebireby anareo, nefa he fa voapetaka tsara teo imasonareo i Jesoa mifantsika!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misaina ianareo, ry Galatianina! Iza moa no nanodoka anareo? Kanefa dia i Jesoa Kristy voahombo tamin’ny hazofijaliana no naseho mazava teo imasonareo.
Malagasy Bible 1865
Ry Galatiana adala, iza no nanimba anareo; kanefa teo imasonareo indrindra no nanehoana marimarina an'i Jesosy Kristy voahombo tamin'ny hazo fijaliana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Galatiana adala, iza no namosavy anareo? Teo imasonareo indrindra anefa no nanehoana marimarina an’i Jesosy Kristy* voahombo tamin’ny hazofijaliana.
malagasy
[Ny famonjena sy ny fahafahan'ny mino an'i Kristy ampitahaina amin'ny fahamelohana sy ny fahandevozan'izay miankina amin'ny lalàna] Ry Galatiana adala, iza no nanimba anareo; kanefa teo imasonareo indrindra no nanehoana marimarina an'i Jesosy Kristy voahombo tamin'ny hazo fijaliana? [ Gr. mamosavy]