Galatians 3:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra avy amin’ny asan’ny lalàna dia eo ambanin’ny fanozonana; fa efa voasoratra hoe: «Voaozona izay rehetra tsy maharitra amin’ny fanatanterahana ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ny bokin’ny lalàna» (Deo 27.26).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay miankina amin’ny asan’ny Lalàna kosa dia voaozona, araka ny voasoratra hoe: Voaozona izay rehetra tsy maharitra manatanteraka ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ny bokin’ny Lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay rehetra miantehitra amin’ny fanatanterahana ny lalàna dia ianjadian’ny ozona, satria izao no voalazan’ny Soratra Masina: «Voaozona izay rehetra tsy maharitra manatanteraka ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ny bokin’ny lalàna.»
Malagasy Bible 1865
Fa izay rehetra amin'ny asan'ny lalàna dia eo ambanin'ny fanozonana; fa voasoratra hoe: Voaozona izay rehetra tsy maharitra mankatò ny zavatra rehetra voasoratra ao amin'ny bokin'ny lalàna (Deo. 27. 26).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra avy amin’ny asan’ny lalàna dia eo ambanin’ny fanozonana; fa efa voasoratra hoe: «Voaozona izay rehetra tsy maharitra amin’ny fanatanterahana ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ny bokin’ny lalàna» (Deo 27.26).
malagasy