Galatians 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hita marimarina fa tsy misy olona hamarinina eo anatrehan’Andriamanitra amin’ny lalàna; fa «ny marina amin’ny finoana no ho velona» (Hab 2.4).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady hita miharihary raha ny hoe tsy misy olona hamarinina amin’ny Lalàna eo anatrehan’Andriamanitra, satria amin’ny finoana no hiveloman’ny marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miharihary koa fa, raha amin’ny lalàna, dia tsy misy olona eken’Andriamanitra ho marina, satria hoy ny Soratra Masina hoe: «Ny olo-marina noho ny finoana dia ho velona!»
Malagasy Bible 1865
Ary hita marimarina fa amin'ny lalàna dia tsy misy olona hamarinina eo anatrehan'Andriamanitra; fa ny marina amin'ny finoana no ho velona (Hab. 2. 4).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hita marimarina fa tsy misy olona hamarinina eo anatrehan’Andriamanitra amin’ny lalàna; fa «ny marina amin’ny finoana no ho velona» (Hab 2.4).
malagasy
Ary hita marimarina fa amin'ny lalàna dia tsy misy olona hamarinina eo anatrehan'Andriamanitra; fa ny marina amin'ny finoana no ho velona (Hab. 2. 4). [ Na: ny marina ho velon'ny finoana]