Galatians 3:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lalàna dia tsy avy amin’ny finoana fa «izay mahatandrina izany no ho velona aminy» (Lev 18.5).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Lalàna dia tsy amin’ny finoana, fa amin’ny fanatanterahana azy no ahavelomana aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lalàna kosa dia tsy miantehitra amin’ny finoana fa izao no tenin’ny Soratra Masina: «Izay manatanteraka ny didy amam-pitsipika dia ho velona amin’izany.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny lalàna tsy araka ny finoana; fa izay mahatandrina izany no ho velona aminy (Lev. 18. 5).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lalàna dia tsy avy amin’ny finoana fa «izay mahatandrina izany no ho velona aminy» (Lev 18.5).
malagasy
Ary ny lalàna tsy araka ny finoana; fa izay mahatandrina izany no ho velona aminy (Lev. 18. 5).