Galatians 3:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho tonga amin’ny Jentilisa ny fitahiana an’i Abrahama ao amin’i Kristy Jesosy, ary mba horaisintsika amin’ny finoana ny teny fikasana ny amin’ny Fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho tonga amin’ny Jentily, ao amin’i Kristy Jesoa, ny tso-drano nampanantenaina an’i Abrahama; dia horaisintsika amin’ny finoana koa ny fampanantenana ny Fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nihatra tamin’i Kristy dia mba hahatafita amin’ireo hafa firenena tafaray amin’i Kristy Jesoa ny fitahiana efa nampombain’Andriamanitra an’i Abrahama ary koa mba handraisantsika roa tonta, amin’ny alalan’ny finoana, ilay Fanahy Masina nampanantenain’Andriamanitra antsika!
Malagasy Bible 1865
mba ho tonga amin'ny jentilisa ny fitahiana an'i Abrahama ao amin'i Kristy Jesosy, ary mba horaisintsika amin'ny finoana ny teny fikasana ny amin'ny Fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba ho tonga amin’ny Jentilisa ny fitahiana an’i Abrahama ao amin’i Kristy Jesosy, ary mba horaisintsika amin’ny finoana ny teny fikasana ny amin’ny Fanahy.
malagasy
mba ho tonga amin'ny jentilisa ny fitahiana an'i Abrahama ao amin'i Kristy Jesosy, ary mba horaisintsika amin'ny finoana ny teny fikasana ny amin'ny Fanahy.