Galatians 3:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha avy amin’ny lalàna ny lova dia tsy avy amin’ny teny fikasana intsony; nefa tamin’i Abrahama dia ny teny fikasana no nanomezan’Andriamanitra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha ho avy amin’ny Lalàna ny lova, dia tsy ho avy amin’ny teny fampanantenana intsony, nefa teny fampanantenana no nataon’Andriamanitra tamin’i Abrahama hahazoana izany fahasoavana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha avy amin’ny lalàna ny lova omen’Andriamanitra, dia tsy avy amin’ny fampanantenana intsony; kanefa, ho an’i Abrahama, dia tamin’ny alalan’ny fampanantenana no nanomezan’Andriamanitra izany maimaimpoana.
Malagasy Bible 1865
Fa raha avy amin'ny lalàna ny lova, dia tsy avy amin'ny teny fikasana intsony; nefa tamin'i Abrahama dia teny fikasana no nanomezan'Andriamanitra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha avy amin’ny lalàna ny lova dia tsy avy amin’ny teny fikasana intsony; nefa tamin’i Abrahama dia ny teny fikasana no nanomezan’Andriamanitra azy.
malagasy
Fa raha avy amin'ny lalàna ny lova, dia tsy avy amin'ny teny fikasana intsony; nefa tamin'i Abrahama dia teny fikasana no nanomezan'Andriamanitra azy.