Galatians 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao ihany no tiako ho fantatra avy aminareo: Moa ny asan’ny lalàna va no nandraisanareo ny Fanahy, sa ny nandrenesanareo ny hafatry ny finoana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao ihany no tiako ho fantatra aminareo: ny asan’ny Lalàna va no nandraisanareo ny Fanahy, sa ny fihainoana ny finoana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho ihany no tiako ho fantatra avy aminareo: noho ianareo nanatanteraka ny lalàna ve nandraisanareo ny Fanahy Masina sa noho ianareo nihaino sy nino ny Vaovao Mahafaly?
Malagasy Bible 1865
Izao ihany no tiako holazainareo amiko: Moa ny asan'ny lalàna va no nandraisanareo ny Fanahy, sa ny fitoriana ny finoana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao ihany no tiako ho fantatra avy aminareo: Moa ny asan’ny lalàna va no nandraisanareo ny Fanahy, sa ny nandrenesanareo ny hafatry ny finoana?
malagasy
Izao ihany no tiako holazainareo amiko: Moa ny asan'ny lalàna va no nandraisanareo ny Fanahy, sa ny fitoriana ny finoana? [ Na: fandrenesana amin'ny finoana]