Galatians 3:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanalalana dia tsy an’olon-tokana, fa Andriamanitra kosa dia tokana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izany hoe mpanalalana dia tsy an’ny irery, fa Andriamanitra kosa no irery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa ny mpanalalana dia tsy an’ny iray ihany, fa Andriamanitra kosa no iray ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanalalana dia tsy an'ny irery, fa Andriamanitra dia iray ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpanalalana dia tsy an’olon-tokana, fa Andriamanitra kosa dia tokana.
malagasy
Ary ny mpanalalana dia tsy an'ny irery, fa Andriamanitra dia iray ihany.