Galatians 3:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa manohitra ny teny fikasan’Andriamanitra va ny lalàna? Sanatria izany! Raha nisy lalàna mahavelona nomena dia avy tamin’ny lalàna tokoa ny fahamarinana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manohitra ny fampanantenan’Andriamanitra va àry ny Lalàna? Sanatria izany. Saingy raha Lalàna afaka nahavelona no nomena, dia ny Lalàna ihany no ho niavian’ny fahamarinana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manohitra ireo fampanantenana nataon’Andriamanitra àry ve ny lalàna? Sanatria! Raha lalàna afaka mamelona no nomena, dia ny lalàna mihitsy no hahatonga ny olona ho marina eo imason’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ka moa manohitra ny teny fikasan'Andriamanitra va ny lalàna? Sanatria izany! Fa raha nisy lalàna mahavelona nomena, dia avy tamin'ny lalàna tokoa ny fahamarinana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa manohitra ny teny fikasan’Andriamanitra va ny lalàna? Sanatria izany! Raha nisy lalàna mahavelona nomena dia avy tamin’ny lalàna tokoa ny fahamarinana,
malagasy
Ka moa manohitra ny teny fikasan'Andriamanitra va ny lalàna? Sanatria izany! Fa raha nisy lalàna mahavelona nomena, dia avy tamin'ny lalàna tokoa ny fahamarinana