Galatians 3:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria ny Soratra Masina dia efa nanidy azy rehetra tao amin’ny fahotana, mba homena ny Mino noho ny finoana an’i Jesosy Kristy ny teny fikasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nohidian’ny Soratra Masina tao amin’ny fahotana izao rehetra izao, mba ho ny finoana an’i Jesoa Kristy no hahazoan’izay mino, ny fampanantenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa voalazan’ny Soratra Masina fa voageja teo ambany fahefan’ny fahotana avokoa izao rehetra izao, hany ka ilay fanomezana nampanantenain’Andriamanitra dia hatolotra an’ireo mino, noho ny finoana niainan’i Jesoa Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Soratra Masina efa nanidy azy rehetra teo amin'ny fahotana, mba homena ny mino ny teny fikasana noho ny finoana an i Jesosy Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria ny Soratra Masina dia efa nanidy azy rehetra tao amin’ny fahotana, mba homena ny Mino noho ny finoana an’i Jesosy Kristy* ny teny fikasana.
malagasy
Fa ny Soratra Masina efa nanidy azy rehetra teo amin'ny fahotana, mba homena ny mino ny teny fikasana noho ny finoana an i Jesosy Kristy.