Galatians 3:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fony tsy mbola tonga ny finoana dia voambina tao ambanin’ny lalàna isika ka voahidy mandra-pahatongan’ny finoana izay efa haseho atỳ aoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fony tsy mbola tonga ny finoana, dia nohidiana hambenan’ny Lalàna isika, mba ho amin’ny finoana izay efa haseho atỳ aoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talohan’ny hahatongavan’izany finoana izany, dia voagadra sy voageja eo ambany fahefan’ny lalàna izahay Jiosy mba hiandrandranay ny finoana izay efa hambara atỳ aoriana.
Malagasy Bible 1865
Fa fony tsy mbola tonga ny finoana, dia voambina tao ambanin'ny lalàna isika ka voahidy ho amin'ny finoana izay efa haseho ato aoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fony tsy mbola tonga ny finoana dia voambina tao ambanin’ny lalàna isika ka voahidy mandra-pahatongan’ny finoana izay efa haseho atỳ aoriana.
malagasy
Fa fony tsy mbola tonga ny finoana, dia voambina tao ambanin'ny lalàna isika ka voahidy ho amin'ny finoana izay efa haseho ato aoriana.