Galatians 3:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany ary dia mpitaiza antsika ho amin’i Kristy ny lalàna, mba hohamarinina noho ny finoana isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Lalàna àry dia toy ny mpitaiza nitarika antsika eo amin’i Kristy, mba hohamarinina amin’ny finoana isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny lalàna dia nanjary mpitaiza anay mba hiandrandranay an’i Kristy, ka hahatonga anay ho marina eo imason’Andriamanitra noho ny finoana.
Malagasy Bible 1865
Koa ny lalàna dia mpitaiza antsika ho amin'i Kristy, mba hohamarinina noho ny finoana isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany ary dia mpitaiza antsika ho amin’i Kristy ny lalàna, mba hohamarinina noho ny finoana isika.
malagasy
Koa ny lalàna dia mpitaiza antsika ho amin'i Kristy, mba hohamarinina noho ny finoana isika.