Galatians 3:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga kosa ny finoana dia tsy eo ambany fifehezan’izay mpitaiza intsony isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nony tonga ny finoana, dia tsy fehezin’izay mpitaiza intsony isika;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa tonga kosa ankehitriny izany finoana izany, ka tsy fehezin’ny mpitaiza intsony izahay.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa tonga ny finoana, dia tsy fehezin'izay mpitaiza intsony isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga kosa ny finoana dia tsy eo ambany fifehezan’izay mpitaiza intsony isika.
malagasy
Fa rehefa tonga ny finoana, dia tsy fehezin'izay mpitaiza intsony isika.