Galatians 3:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zanak’Andriamanitra amin’ny finoana an’i Kristy Jesosy ianareo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa efa zanak’Andriamanitra amin’ny finoana ao amin’i Jesoa Kristy ianareo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny finoana manko dia zanak’Andriamanitra avokoa ianareo, satria tafaray amin’i Kristy Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo rehetra dia zanak'Andriamanitra amin'ny finoana an'i Kristy Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zanak’Andriamanitra amin’ny finoana an’i Kristy Jesosy ianareo rehetra.
malagasy
Fa ianareo rehetra dia zanak'Andriamanitra amin'ny finoana an'i Kristy Jesosy.