Galatians 3:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa na iza na iza ianareo no natao batisa ho an’i Kristy dia nitafy an’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ianareo rehetra natao Batemy ho an’i Kristy, dia nitafy an’i Kristy avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ianareo rehetra izay natao batisa mba ho tafaray amin’i Kristy Jesoa dia henika ny fiainan’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa na iza na iza ianareo no natao batisa ho an'i Kristy dia nitafy an'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa na iza na iza ianareo no natao batisa ho an’i Kristy dia nitafy an’i Kristy.
malagasy
Fa na iza na iza ianareo no natao batisa ho an'i Kristy dia nitafy an'i Kristy.